Blaogy

Tamin'ny roa herinandro lasa

28.11.2011 10:23
Tamin'ny roa herinandro lasa teo angamba, nandona akizikely tamin'ny scooter za sy ny ankiziko ... Ilay ankizy teo amin'ny trottoir dia tampoka be dia niezakazaka niepita! niakatra be ny afanana, mbola tsy aiko ny manao ZEN amireny ... satria voadona ilay zaza, ny frein-anay ko tsy 100 % be fa...

Tena tsy mande mihitsy...

06.11.2011 20:08
Tena tsy mande mihitsy ngamba ny kojakoja anaovana ny volo mba oly... Androany ah mba nitady solon'ilay Garnier Fructis nananako tato, ilay manao volo oly, fa tena tsy nahita! (manao "boucles")   Tsy naintsy oe shampoing sy kojakoja manao volo tsotra ihany no nalaiko satria ireo ihany no...

Inona ara ny tenimiafina...

04.11.2011 16:28
Inona ara ny tenimiafina androany? Délestage, mazava oazy! Mino ah fa mandalo amin'io daholo amizao ... ka tsy misy fika ... refa tapaka daholo ny télé, radio sy... indrindra indrindra, aterineto! dia mitanin'afo ...  entre pa, manga otriny afo gaz ato amin'ny sary ilay afo saribo! andro...

Mamaky an'ilay blaogiko farany

02.11.2011 12:00
Mamaky an'ilay blaogiko farany (sady voaloany) nosoratako tato ah io, ilay miafarana amin'ilay resaka peratra. Indrisy! androany andro hiverenana miasa ndray no adinoko le peratra. Nefa, arakin'ny voalazako farany, tiako be ny mahita an'ilay izy be dia be eo amin'ny ratsa-tanana, sady refa...

Pont rapitso...

30.10.2011 23:15
Pont rapitso... na tsy pont aza, efa naka congé ihany ah.  Androany relax tanteraka, saika tsy nisy pro araka intsony, satria sady natory be ko nanomboka tam 12h katramin'ny 16h! ^_^ Nikorotana atramin'ny sakafo... tsy nisakafo atoandro, dia avieo nôna be de nihina karazanjavatra, nem, baigné,...

Hery... vaovao

12.09.2011 18:55
  Misy hery ato anatiko. Tsy maintsy ho fantatro ihany oe ahona no ampiasaina azy...To mbola tsy notantaraiko anareo ty... na de efa notantaraiko tamin'ny olona fantatro rehetra azy... oe i mamanay to nampijery  ny oaviny taminireny mpanaky karatra ireny, na reny mahita ny...

Andriamanitra daholo

09.05.2011 14:35
  Ante scriptum: Ra te amaky ny tranonkalako momban'Andriamanitra manokana ianao dia tsindrio eto: Andriamanitra.   Androany aho vô nahalala oe nanidina tany aminy lanitra ambony i Yonikafopl, tao aorinan'i shoan. Ndraindray aho kamo manoratra ny heritreritro,...

Olivier, mpisoloko niseo tam vaovao tv+

22.03.2011 14:49
Tsy oe lasa blaogin'i tv plus akory ty fa misy zavatra mahavariana mintsy de par hasard moa tam vaovao tam tv+ no nahitako anio! Misy bandy otriny very saina nitantara tam tv+ oe nisy namono daholo ny fianakaviany ono any Antsirabe, donc maty ny raiamandreniny sy ny zandriny enina,...

Nody mandry i Narisoa RAJAONARIVONY, invité du zoma 25 février

01.03.2011 15:41
Nisy zavatra saika nosoratako zay ndray andro mombana progra hitako taminy Viva, izay nampiseho ny mariazin'i Igor Bogdanoff (otrotrizay) sy ilay princesse blonde tsy tadidiko ny anarany... fa avieo tô tsy nanampotaona aho... fa tena tsara be, tiako be le Igor, artiste polivalent à 360...

Ampidera ny... vola sy arena

15.02.2011 09:49
Mbô ahona ara ny fandeanio Google Adsense io? Za tsy te anakarena (tsy be loatra en tout cas) fa mbô te ahazo fanaminampiny eny aminy sisiny eny. Tsy eny amle sisiny arabakiteny io an  Taminy sabotsy ah namonjy mariazy. Ny mariazy moa efa fantantsika ihany fa manome alalana...
1 | 2 > >>
 Ny Tranonkalako

 Andriamanitra 

 Mimi simply 

 Sipa gasy Takelaka 

 Sipa gasy Blaogy 

 Teny italianina 

 Vivere ad Antananarivo