Blaogy
Farany tany, draconiens, extraterrestres
11.02.2011 08:59
Omaly ah naheno resaka tam télé, misy pastera zay miteny ao am channel M de miresaka momban'ny draconiens sy extraterrestres en général. Mais... il veut foutre la panique à tout le monde??? :-o
Efa fantatra daholo ny zavatra teneniny fa tokony tsy otrizany mintsy ny filazanazy, ampitaoriny...
Sipa-gasy koa
06.02.2011 00:54
Afaka mipetraka aminy trano roa ve? nanokatra blaogy iray aho satria misy étude ataoko zay... Sipa gasy.
Nisy anle blaogiko iray iny ko moa, ilay "Blog malgache" zay efa somary ela...
Oasis sy Les Hérons Vontovorona
01.02.2011 10:18
Mialavoly eto Antananarivo o anze tsy de manana vola arina betsaka, dia afaka atao. Ny fotoana hitadiavana toerana aloha atramizao tsy dia nisy, na mety oe tratran'ny hakamona refa week end sns de am farany tsy de lasa alavitra... fa ny tena hitako oe torena mahafinaritra sy azo...
Mba asiavo original, mba ataovy mora vidy!
30.01.2011 01:25
Ireto ara zavamadinidinika tsara hita any andafy dia sarotra hita ety antanàna:
Phones bobaka be, originals, tsy sinoa, manaraka normes CE tsara ary amin'ny vidiny rariny. Any andafy enao mitondra vola, miditra magasin, misafidy dia maka. Aty mila mailo be satria mety...
Antananarivo, zavatra hitako
27.01.2011 12:58
Tsy nahafantatra ianareo, satry izao tsy niteny , oe efa aty dago aho zao no mipetraka, efa eritaona mahery kely zay.
Mbola mila manao article aho am manaraka momban'ny zavatra alahelovako indrindra any Italie, fa androany ah mba hitantara zavatra maromaro momban'ity taona...
Tongasoa!
28.06.2008 19:52
Miarahaba ary Misaotra Anareo rehetra mitsidika!
Ny momban'ah moa, dia efa nisoratra efa ela ao @"serasera" daholo...
Ka manandrana aho zany, mba manokatra blaogy ko, fa ny olana zao... dia tsy mahavatra manoratra mintsy ah, indrindra indrindra @teny gasy na teny...
| Ny Tranonkalako |
|
|
|
Mimi simply
|
|
Sipa gasy Takelaka
|
|
Sipa gasy Blaogy
|
|
|
|
|





