Ampidera ny... vola sy arena

15.02.2011 09:49


Mbô ahona ara ny fandeanio Google Adsense io?

Za tsy te anakarena (tsy be loatra en tout cas) fa mbô te ahazo fanaminampiny eny aminy sisiny eny. Tsy eny amle sisiny arabakiteny io an Cool

Taminy sabotsy ah namonjy mariazy. Ny mariazy moa efa fantantsika ihany fa manome alalana an'ny olona te ampidera pôzy mba ahantanteraka anzany, eo amason'ny maro.

Mirindra Mariazy

Mivôka eny tokoa ny firavaka isankarazany, volamena e, kiraro lafo vidy e... Laughing 

Dia tena nandinika ao, na dia efa fantako taloha ko aza, oe tena misy ny gasy manankarena. Money mouth 

Ny an'ah ndray, ny akanjo sy kiraro mitovitovy le aodikodina ireny ahah, ilay raharaha novonjeko tamity taona lasa ity ko moa tsy vitsy ka tsy we hikarama hividianana akanjo anaovanam mariazinoul akory no ataoko Laughing  

Fa refa miteny we manakarena aho, dia resaka miliard (fmg) no lazaiko. Afaka jerentsika ohatra fotsiny reny 4x4 reny, demi miliard, na reny vam 1 miliard reny...

Za tena ra sitrapoko tsy tiako zany miliard zany, fa ilay mba tsy mila mikôty vola ampôsy foana, ilay mahita salon ohatra de we "alaiko ty", na télé, sns. Nofinofy ve? ahah! o hitantsika eo ihany, o atomboka amle mariazy any am Les Hérons nolazaiko anareo iny alou! ahahWink