Tononkalo: ny anjaram-piainako (angamba). Olona tia manoratra tononkalo tokoa izao... indrisy ny taloha moa efa voafafa daholo (tamin'izany mbola tsy niondana aterinety lol), fa ireto ny tononkalo vaovao izay soratako.

Ny famakiana tononkalo somary sarotra, ny tena koa moa tsy inona fa, "manandrana", ka noho izany antony izany, dia mety o asiako fanazavana ny tononkalo tsirairy, na sasantsasany.